Un cadeau de Noël avant l’heure pour mes chères amies de coeur: Fa, Na, Ma (elles se reconnaîtront!!!). Je ne vous oublie pas!
-
—– Namana —–
Namako iny ianao
rehefa injay mitsiky
raha sendra mifanena
Namako eny ianao
raha toa mamikiviky
rehefa injay aho resy
voageja an-katerena
…
Namako any ianao
mahita izay mba tsapako anaty zavozavo
mitsiky an’eritreritra rehefa injay aho fa ravo
mikalo am-betsovetsoko rehefa manimanina
de miaraka mirona rehefa samy fanina
…
Namako eny ianao
fa hitako aminao ny Lanitra Maraina
f’ianao na eo na tsy eo
hatrany ao an-tsaina!
-
—– Rado —–
Ataovy ambony tsara ny son, dia henoy tsara reto hirantsika reto, fahatsiarovana e!!!











